\v 17 Fao isaoragna Zagnahary! Satria afa mpanompon'ny fahotagna areo, kanaifa nankatô tao am-pônareo ny fomba fampianaragna zay namegny areo. \v 18 Nalagna tamin'ny ota areo, ary natao mpanompon'ny fahamarinagna.