\v 8 Fao raha maty niraka tamin'i Kristy atsika dia mankatô fao hiara-belogno Aminazy faogna. \v 9 Atsika dia mahay fao nitsangagna tamin'ny maty Kristy, ary tsy maty eky Izy. Tsy manjaka Aminazy eky ny fahafataisagna.