xmw_rom_text_ulb/05/18.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 18 Noho zany ndraiky, satria tamin'ny alalan'ny fahadisoagnan'ny araiky no hahatonga ny ôlogno ho amin'ny fagnamelohagna, dia amin'ny alalan'ny asan'ny fahamarinagna ny araiky fogna koa no hatongavan'ny fagnamarinagna ny fiainagna ho an'ny ôlogno jiaby. \v 19 Fao satria avy amin'ny tsy fagnikaihan'ny ôlogno araiky no nahatonga ny maro ho mpanota, dia amin'ny alalan'ny fagnikaihan'ny araiky fogna koa no hahatonga ny maro ho marigny.