xmw_rom_text_ulb/04/09.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 9Amin'ny reo voafora koa moa hivôlagnagna zany tso-drano zany, sa amin'ny reo tsy voafora koa? Fa nivôlagna atsika hoe: "Ny finoagna dia nisahin'i Abrahama ho fahamarignagna." \v 10Kay akôry ary no nagnisahany zany? Tamin'i Abrahama afa voafora sa, tamin'ny izy mboala tsy voafora? Tsy tamin'ny izy afa voafora fa tamin'ny izy mboala tsy voafora.