xmw_rom_text_ulb/03/25.txt

1 line
459 B
Plaintext

\v 25Zagnahary nangnomia an'i Kristy Jesôsy ho fagnomaizagna amin'ny alalan'ny finoagna ny liony. Namiany ho profon'ny fahamarinagnany Kristy nohon'ny tsy fizahavagna any ota tagny alôha \v 26amin'ny faharaitagna. Nitranga zany jiaby zany ho fagnambaragna ny fahamarignany amin'ny tô fotoagna avaizo tô. Zany dia mbô hahavitany magnaporofo fa marigny ny haigniny, avakeo mbô hagnambaragna fa Izy dia magnamarigny ny jiaby nohon'ny finoagna an'i Jesôsy.