\v 23Fa nanoto ny ôlo-jiaby kay tsy managna vogninahitry zagnahary, \v 24ary zareo dia hamarignigny maimaimpoagna amin'ny fahasoavagna amin'ny alalan'ny fagnavôtagna lehy akao amin'ny Kristy Jesôsy.