Abrahama dia nalaka famantaràgnan'ny famoragna. Zany dia mariky ny fahamarignan'ny finoagna lehy afa nanagnany raha mboal;a tsy voafora izy. Ny valin'ny zany famantaragna zany dia nanjary baban'ny lehy mankatô jiaby izy, na dia mboala tsy voafora aby zareo. Midika zany fa ny fahamarignagna dia hisahigny hoan-jareo. Nidika koa zany fa Abrahama dia nanjary baban'ny lehy voafora tsy ho an'ny reo lehy voafora araiky fôgna fa ho an'ny reo lehy mizôho finoagnan'i Abrahama babantsika