\v 9 \v 10 Amin'ny reo voafora koa moa hivôlagnagna zany tso-drano zany, sa amin'ny reo tsy voafora koa? Fa nivôlagna atsika hoe: "Ny finoagna dia nisahin'i Abrahama ho fahamarignagna." Kay akôry ary no nagnisahany zany? Tamin'i Abrahama afa voafora? Tsy tamin'ny izy afa voafora fa tamin'ny izy mboala tsy voafora.