\v 13 \v 14 \v 15 Fa ny fampanantainagna tamin'i Abrahama sy reo tamingany fa ho mpandôva tô tany tô izy dia tsy avy amin'ny alalan'ny lalàgna fa avy amin'ny alala'ny fahamarignan'ny finoagna. Fa raha reo lehy miaigny amin'ny lalàgna no mpandôva, dia ho foagna ny finoagna, ary maivagna ny fampanantenagna. Satria ny didy dia minday amin'ny fahavigniragna, fa agny amin'ny zay tsisy lalàgna, dia tsisy fandikagna lalàgna.