\v 14 Akôry ary no ahafahan-jareo magnantso Azy lehy tsy nikehiny? Akôry no ahafahan-jareo magneky Azy lehy tsy regnin-jareo? Akôry no ahafahan-jareo mitandregny raha tsisy mpagnambara, raha tsisy mpagniraka? \v 15 Araka lehy voasôratra hoe: "Zahavo ny hatsaran'ny tongotro reo mivôlagna reo raha tsaran'ny vaovao maharavoravo!"