\v 21Fa avaizo dia nambara koa fa ny fahamarignan-jagnahary tsy amin'ny lalàgna. Noporofoin'ny lalàgna sy reo mpagnazary, \v 22fa zany, no fahamarignan-jagnahary amin'ny alalan'ny finoagna an'i Jesôsy Kristy ho an'ny lehy jiaby mankantô. Satria tsisy fagnavahagna