auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 10:39:24 -04:00 committed by root
parent 1272dafdad
commit c985a293d5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 3 Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho an'ny reo asa tsara, fao ho an'ny reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, dia ho deraigny amin-jany anao.\v 4 Fa izy dia mpanompon-Jagnahary ho nihinareo amin'ny asa tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy manday ny meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy.\v5Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fa nohon'ny fieritreretagna koa.
\v 5 \v 3 Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho an'ny reo asa tsara, fao ho an'ny reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, dia ho deraigny amin-jany anao.\v 4 Fa izy dia mpanompon-Jagnahary ho nihinareo amin'ny asa tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy manday ny meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly ny fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy.\v5Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fa nohon'ny fieritreretagna koa.