diff --git a/08/09.txt b/08/09.txt index 6b8520f..cbf37ea 100644 --- a/08/09.txt +++ b/08/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Kanaifa, areo dia tsy akao amin'ny nôfotro fa akao amin'ny Fagnahy, izy koa marigny ady fa mihaigny akao aminareo ny Fagnahin-Jagnahary. Fa izy koa misy ôlogno tsy managna ny Fagnahin'i Kristy, dia maty nohon'ny fahotagna ny vatagnanazy, fa ny fagnahy dia velogno nohon'ny fahamarinagna \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Kanaifa, areo dia tsy akao amin'ny nôfotro fa akao amin'ny Fagnahy, izy koa marigny ady fa mihaigny akao aminareo ny Fagnahin-Jagnahary. Fa izy koa misy ôlogno tsy managna ny Fagnahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. maty nohon'ny fahotagna ny vatagnanazy, fa ny fagnahy dia velogno nohon'ny fahamarinagna \ No newline at end of file