diff --git a/08/18.txt b/08/18.txt index 55e0fd6..df014c8 100644 --- a/08/18.txt +++ b/08/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Fa koragniky fa reo fijaliagna amin-jeo fotoagna zeo io dia tsy magnaiva ampitovigny amin'ny vogninahitry lehy hohaboaka amintsika. \v 18 Fa ny voahary jiaby lehy magnantaigna fatatra dia mandigny ny fagnaboahagna reo zana-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 19 Fa koragniky fa reo fijaliagna amin-jeo fotoagna zeo io dia tsy magnaiva ampitovigny amin'ny vogninahitry lehy haboaka amintsika. \v 18 Fa ny voahary jiaby lehy magnantaigna fatatra dia mandigny ny fagnaboahagna reo zana-Jagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/08/20.txt b/08/20.txt index 1ab5f0f..581c5ac 100644 --- a/08/20.txt +++ b/08/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 Fa ny voahary dia natao ho raha tsisy dikany, tsy nohon'ny sitrapônazy manôkagna, fa noho lehy nagnano zany. Zany dia akao amin'ny toky namiagna fa reo voahary no taigna ho alagna amin'ny fagnabotoagnan'ny fahalòvagna, avakeo hinday akagny amin'ny fahafahagna ny amin'ny vogninahitry ny zana-Jagnahary zany. Fa haintsika fa ny voahary jiaby dia miara-miaimbe ndraiky miara-miasa akao agnatin'ny fanaintainagna na amin-jeo aby. \ No newline at end of file +\v 20 Fa ny voahary dia natao ho raha tsisy dikany, tsy nohon'ny sitrapônazy manôkagna, fa noho lehy nagnano zany. Zany dia akao amin'ny toky namiagna\v 21 fa reo voahary no taigna ho alagna amin'ny fagnabotoagnan'ny fahalòvagna, avakeo hinday akagny amin'ny fahafahagna ny amin'ny vogninahitry ny zana-Jagnahary zany.\v 22 Fa haintsika fa ny voahary jiaby dia miara-miaimbe ndraiky miara-miasa akao agnatin'ny fanaintainagna na amin-jeo aby. \ No newline at end of file