auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-23 02:28:29 -04:00 committed by root
parent 3de4bcfa1e
commit 72d5d3e719
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Oa rahalahy, ny tian'ny fô nahy sy ny angahoky amin-jagnahary hoan-jareo, dia fagnavotagna zareo. Fa mitsangagna tomoa mikasika zareo zaho, fa mafana fô ho an'ny zagnahary zareo, naifa tsy araka ny fahaizany. Fa tsy mahay ny fahamarignan-jagnahary regny, aveo mikasa
Oa rahalahy, ny tian'ny fô nahy sy ny angahoky amin-jagnahary hoan-jareo, dia fagnavotagna zareo. Fa mitsangagna tomoa mikasika zareo zaho, fa mafana fô ho an'ny zagnahary zareo, naifa tsy araka ny fahaizany. Fa tsy mahay ny fahamarignan-jagnahary regny, aveo mikasa hagnambaila fahamarignan-jareo manôkagna. Tsy magneky ny fahamarinan-jagnahary zareo regny.

1
10/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa Kristy no fahantantira