auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-23 04:03:32 -04:00 committed by root
parent 7ec5fb6d3f
commit 6e06389b2d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Avaizo haintsika fa na ino na ino ambarany lalàgna, dia miantaifa agny amin'ny reo lehy ambany lalàgna. Zany dia mbô hahatonga vavan'ny tsiraikeraiky hangigny, avakeo mbô hahazo valiny avy amin-jagnahary tô tany tô. Zany dia satria tsy hisy nôfotro hankamarignigny amin'ny asan'ny lalàgna akeo imasony. Fa amin'ny alalan'ny lalàgna nop havian'ny fahaizagna ny fotoagna.
\v 19Avaizo haintsika fa na ino na ino ambarany lalàgna, dia miantaifa agny amin'ny reo lehy ambany lalàgna. Zany dia mbô hahatonga vavan'ny tsiraikeraiky hangigny, avakeo mbô hahazo valiny avy amin-jagnahary tô tany tô. \v 20Zany dia satria tsy hisy nôfotro hankamarignigny amin'ny asan'ny lalàgna akeo imasony. Fa amin'ny alalan'ny lalàgna nop havian'ny fahaizagna ny fotoagna.