auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-22 05:45:06 -04:00 committed by root
parent e80e2a7e41
commit 508aa4a2ef
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zagnahary nangnomia an'i Kristy Jesôsy ho fagnomaizagna amin'ny alalan'ny finoagna ny liony. nohon'ny tsy fizahavagna any ota tagny alôha amin'ny faharaitagna. Nitranga zany jiaby zany ho fagnambaragna ny fahamarignany amin'ny tô fotoagna avaizo tô. Zany hahavitany magnaporofo fa mahitsy ny haigniny, avakeo mbô hagnambaragna fa Izy dia magnamarigny ny jiaby nohon'ny finoagna an'i JEsôsy
Fa zagnahary nangnomia an'i Kristy Jesôsy ho fagnomaizagna amin'ny alalan'ny finoagna ny liony. nohon'ny tsy fizahavagna any ota tagny alôha amin'ny faharaitagna. Nitranga zany jiaby zany ho fagnambaragna ny fahamarignany amin'ny tô fotoagna avaizo tô. Zany hahavitany magnaporofo fa mahitsy ny haigniny, avakeo mbô hagnambaragna fa Izy dia magnamarigny ny jiaby nohon'ny finoagna an'i Jesôsy.

1
03/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Aiza ary zany firaiharaihagna zany? Voafafa zany. Fa ino no antony?