diff --git a/12/19.txt b/12/19.txt index 07467e2..a67fa17 100644 --- a/12/19.txt +++ b/12/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Aza mamaly ratsy ny haigninareo, oa tiako, fao amia lalagna ny fahavigniragna Zagnahary. Fa afa voasôratra hoe: "'Ahy ny vali-faty; Zaho no hamaly,' hoy ny Tômpo." Izy koa tihinagna ny fahavalo, amiazo hanigny izy. Izy koa tihigiaka izy, amiazo raha giahigny izy. Izy koa magnano zany anao, dia hamôrivôry vaimôtro akeo amin'ny talandohany." Aza magneky resin'ny raha ratsy, fa reseo amin'ny tsara ny ratsy. \ No newline at end of file +\v 19 Aza mamaly ratsy ny haigninareo, oa tiako, fao amia lalagna ny fahavigniragna Zagnahary. Fa afa voasôratra hoe: "'Ahy ny vali-faty; Zaho no hamaly,' hoy ny Tômpo." Izy koa tihinagna ny fahavalo, amiazo hanigny izy.\v 20 Izy koa tihigiaka izy, amiazo raha giahigny izy. Izy koa magnano zany anao, dia hamôrivôry vaimôtro akeo amin'ny talandohany." \v 21 Aza magneky resin'ny raha ratsy, fa reseo amin'ny tsara ny ratsy. \ No newline at end of file