2019-10-23 06:22:29 +00:00
|
|
|
\v 35 Zôvy moa hampisaraka atsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriagna, sa fijaliagna,sa fagnindriagna, sa tihinagna, sa tsy fisian-damba, sa loza, sa sabata? \v 36 Araka ny voasôratra hoe: "Avy aminao fogna namonoagna zahay lava andro tô. Nalaigny karaha ondry hivonoigny zahay."
|