2019-10-22 16:35:29 +00:00
|
|
|
\v 5 Fa zany dia ho amin'ny hagidazan'ny hamafy ndraiky tsy fibaibahan'ny fônareo no hamompaonanareo fahateraragna ho an'ny haigninareo amin'ny andro fahatezairagna, zany dia, ny andron'ny fampisehoagna ny fitsaragna marin-Jagnahary. \v 6 Hamaly ny ôlogno jiaby amin'ny hairagna mitôvy amin'ny lehy nitabony Izy: \v 7 Hagnomia araka ny faharaitagna, ny asa tsara mitady daira, vogninahitry, ny tsy fahafataisagna, fiainagnabariky ditany Izy.
|