xmw_rom_text_ulb/04/11.txt

1 line
532 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-22 09:45:06 +00:00
Abrahama dia nalaka famantaràgnan'ny famoragna. Zany dia mariky ny fahamarignan'ny finoagna lehy afa nanagnany raha mboal;a tsy voafora izy. Ny valin'ny zany famantaragna zany dia nanjary baban'ny lehy mankatô jiaby izy, na dia mboala tsy voafora aby zareo. Midika zany fa ny fahamarignagna dia hisahigny hoan-jareo. Nidika koa zany fa Abrahama dia nanjary baban'ny lehy voafora tsy ho an'ny reo lehy voafora araiky fôgna fa ho an'ny reo lehy mizôho finoagnan'i Abrahama babantsika koa talôhan'ny tsy mboala naha-voafora azy.