2019-11-18 02:43:47 +00:00
|
|
|
\v 6 Fa ny fahamarignagna lehy avy amin'ny finoagna dia mivôlagna: "Aza mivôlgns zao am-pô hoe: 'Zôvy no hiakatra agny andagnitry?' (Zany dia, mampirôrogno Kristy); \v 7 avakeo aza mivôlagna hoe: 'Zôvy no hirôrogno agny amin'ny laligny?''' (Zany dia, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty).
|