\v 12 Nisy raiky tame ndreo, izay lehilaha manakagnaha, nizaka hoe:''Gne kretana da mpavandy mandrakizay, ratsy sady biby mandoza, kamo be tenda.''\v 13 Marina izany voazakany izany, noho izany anaro mafy indreo mba hatanjaky ame gne finoa.