diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 1f790ad..6726636 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -Fa efa niboky tame gn'olo rehetra gne fahasoavan'Andriamanitry. Mampianatry antsika handà gne toetry tsy araky an'Andriamanitry sy gne filan'izao tontolo izao izany. Mampianatry antsika hiay am-pandefera, am-pahamarina, sady araky gne lalan'Andriamanitry am'izao vanim-potoa izao izany, eo am-pandignasantsika tokotry izay handraisantsika \ No newline at end of file +Fa efa niboky tame gn'olo rehetra gne fahasoavan'Andriamanitry. Mampianatry antsika handà gne toetry tsy araky an'Andriamanitry sy gne filan'izao tontolo izao izany. Mampianatry antsika hiay am-pandefera, am-pahamarina, sady araky gne lalan'Andriamanitry am'izao vanim-potoa izao izany, eo am-pandignasantsika tokotry izay handraisantsika gne fagnatena mahafinaritry, gne fiomboany gne \ No newline at end of file