auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-13 00:48:07 -05:00 committed by root
parent ccb1c2705f
commit 1281dd67fc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitovy am'izany avakoa gne viavy efa nahazo tao da tokony hagnambara tokotry gne tenan'izy gne ho tsara fitondram-tena, fa tsy mpidiniro. Tsy tokony ho andevozin'gne divay be indreo. Tokony hampianatry izay tsara indreo mba hampiofa gne viavy tanora ho tena tia gne vady aman-janany manoka. Tokony hampianatry andreo hahonon-tena, hadio, hikarakara tokatrano tsara, sady hanka
Mitovy am'izany avakoa gne viavy efa nahazo tao da tokony hagnambara tokotry gne tenan'izy gne ho tsara fitondram-tena, fa tsy mpidiniro. Tsy tokony ho andevozin'gne divay be indreo. Tokony hampianatry izay tsara indreo mba hampiofa gne viavy tanora ho tena tia gne vady aman-janany manoka. Tokony hampianatry andreo hahonon-tena, hadio, hikarakara tokatrano tsara, sady hankatoa gne vadiny indreo. Tokony