1 line
335 B
Plaintext
1 line
335 B
Plaintext
\v 5 Gn'ambindreo maty da tsy velo mandra-pahatapitry gn'arivo tao. Izany gne fitsangana volohany. \v 6 Sambatry ary masina izay olo mana gn'anjara amè fitsangana voloany! Eo agnatrehan'izany da tsy manan-kery gne fahafatese faharoy. Indreo da ho mpisoro an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraky Aminazy mandritry gn'arivo tao. |