tkg_rev_text_reg/18/21.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 21 Anjely mahery raiky nangala vato akô gne vato zakabe ary nanimpy izany tagny andranomasy, ary nizaka hoe: " am'izany fomba izany, Babylona, ilay tanà zakabe, haroda arahina herisetra, ary tsy ho hita koa.\v 22 Gne feo nataon' gne lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka asody, sy atsiva da tsy ho re ao aminao koa. Gne mpagnano asa-tagna isakarazany da tsy hita aoaminao koa. Tsy hisy feon'gne vato fikoseham-bary ho re koa eo aminao.