1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
\v 3 Avy amè setroky gne nahavy gne valala teto ambonin'ny tany, ary nome hery akoy gn'an'ny maingoka teto ambonin'ny tany indreo. \v 4 Nozakay indreo tsy hanimba gn'ahitry teto ambonin'ny tany na gne rahà mitsiry metso na hazo, fa gn'olo izay tsy mana tombo-kasen'Andriamanitra eo amè pandan-dreo avao. |