2 lines
348 B
Plaintext
2 lines
348 B
Plaintext
\v 3 Tadidio, noho izany, izay noraisinareo sy regninareo. Arahy izany, ary mibebaha.
|
|
Fa raha tsy mifoha anareo, da ho avy akô gne mpangalatry Iaho, ary tsy holalanareo gne lera hiaviako aminareo. \v 4 Fa misy agnaran'olo vitsivitsy agny Sardisy izay tsy nandoto gne akanjondreo. Handeha hiaraky aminaha indreo misiky lamba fotsy satria mendriky. |