1 line
401 B
Plaintext
1 line
401 B
Plaintext
Nitsy seza volamena efatra amby roapolo nagnodidy ila seza volamena, ary loholo efatry amby roapolo gne nidoboky teo amboni'ireo seza volamena, nisiky akanjo fotsy, niaraky tame satro-boninahitry volamena tegny ame lohandreo. Avy tamin'gne seza volamena gne nisy tsela-pahazava, godo, ary godom-baratra. Nisy jiro fito nirehitry teo agnoloan'gne seza volamaena, jiro izay fagnahy fiton'Andriamanitry. |