1 line
328 B
Plaintext
1 line
328 B
Plaintext
\v 1 Sorato ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Sardisy hoe: 'Izao gne zakain'gne mitàgna gne Fagnahy fiton'Andriamanitra sy ireo kintagny fito. ''Fantako izay namboarinao. Malaza ho velo anao, nefa anao maty.\v 2 Mifohaza ary atanjahy izay tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako vita ireo asanao eo imason'Andriamanitrako. |