tkg_rev_text_reg/16/17.txt

1 line
603 B
Plaintext

\v 17 Avy eo gn'anjely fahafito nandraraky gne tao ame lasetiny tamè rivotry. Ary nisy feo mafy niboda avy tao an-tempoly sy avy tamè seza fiandriana, magbano hoe:'" Vita izany!" \v 18 Nisy elatry, varatry, feom-baratry, ary horohon-tanymafy_horohoron-tany zakabe noho izay efa ita hamizay nisian'gn'olo teto an-tany, ka da mafy izany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky ho fizara telo gne tanà zakabe, ary rava gne tanànan,gne firenena. Avy eo Andriamanitra nangaiky mba hahatsiaro an'i Babylona zakabe, ary nomeny izany tanà zany gne kapoaka feno divay vita avy amy gne firehetan'gne fahavignirany.