tkg_rev_text_reg/16/08.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 8 Gn'anjely fahefatry nandraraky gne tao ame lasetiny tamy gne masoandro, ary nahazo alala hagnoro gn'olo amè gn'afo izany. \v 9 Main'gn'afo hafana be indreo, ary nizaka ratsy gn'agnagnaran'Andriamanitra, izay mana gne fahefa amin'ireny lozo ireny. Tsy nibebaky indreo na nagnome voninahitr Enazy.