tkg_rev_text_reg/16/04.txt

1 line
622 B
Plaintext

\v 4 Gn'anjely fahatelo nandraraky gne tao ame lasetiny tamy gne ony sy loharano, ary lasa rà io. \v 5 Reko gn'anjelin'gne rano magnano hoe:"Marigny enao_gn'amizao sy taloha, Gne raiky Masina_satria efa nitsara ireo rahà ireo Enao. (Fagnamariha: Gn'antontan-taratasy sasany taloha da mamaky hoe:"Marigny Enao, Tompo_Gne amizao sy taloha ary avy, satria efa nitsara ireo rahà ireo Enao.") \v 6 Satria ràn'gne mpino sy mpaminany gne nalatsakindreo, da nomenao rà ho indranomy indreo; izany gne mendriky endreo." \v 7 Reko gn'alitara namaly hoe:"Eky, Tompo Andriamanitra zakabe, gne fitsaranao da marigny sy mahitsy."