1 line
417 B
Plaintext
1 line
417 B
Plaintext
\v 4 Nahare gne isan'izay voatombo-kase iaho: 144,000, gne voatombo-kase avy tamè fokon'olon'israely agnaby: \v 5 Roy arivo sy ray aly gne voatombo-kase avy tamè fokon'i Joda, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Robena, roa arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Gada, \v 6 roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Asera, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Naftaly, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Manase. |