1 line
453 B
Plaintext
1 line
453 B
Plaintext
Gne raha mana'gnay voalohany da akô gne liona, gne raha-mana'gnay faharoy akô gne zanak'omby , gne zavamana'gnay fahatelo da akô olo, ary ilay raha mana'gnay fahaefatry akô gne voro-mahery magnembo. Ireo raha mana'gnay efatry da samby mana elatry enina aby, feno maso gne amboniny sy gn'ambaniny. Atoandro sy hariva indreo da tsy mijanogny mizaka hoe: " Masigny, masigny, masigny gne Tompo Andriamanitry Tsitoha izay nisy, sy misy, ary mola ho avy." |