tkg_rev_text_reg/22/08.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 8 Iaho, Jaona, gne raiky izay nahare sy nahita gne an'io rahà ia. Raha nahare sy nahita izany iaho, da nandohaloky teo amè tomboky gn'anjaly gne tegnako mba hidera enazy, gn'anjely izay nagnambara enahy en'io rahà io.\v 9 Hoy izy taminahy:" Ka magnano akoio! Fa mpanompo namanao miaraky aminao iaho, miaraky amy gne mpaminany rahalahanao, ary miaraky amè izay magneky gne zakan'ity boky ity. Miderà an'Andriamanitra!"