1 line
412 B
Plaintext
1 line
412 B
Plaintext
\v 3 Ka tsy hisy esanaky gne vôhozona. Gne seza fiandrianan'Andriamanitra sy gne Zanak'ondry da ho ao amè tanà, ary gne mponompony da hanompo Enazy. \v 4 Hahita gne Endrikin-dreo, ary gn'Agnarany da ho eo amè pandandreo. \v 5 Ka tsy hisy ariva esanaky; indreo da tsy mila fahazavan'e jiro na gne masoandro esanaky satria gne Tompo Andriamanitra gne hazava eo amindreo. Ary hanjaka mandrakizay doria indreo. |