tkg_rev_text_reg/21/23.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 23 Gne tanà da tsy nila masoandro na vola mba hamirapiratry amizany satria gne voninahitr'Andriamanitra da namirapiratry tamizany, ary gne Zanak'ondry gne jiron'izany.\v 24 Handeha amè fahazavan'izany tanà zany gne firenena. Gne mpanjakan'gne tany da hinday gne fahatsaran-dreo ho ao amizany. (Fagnamariha: Gne antontan-taratasy taloha sasany da mivaky hoe:"Gne firenena izay voavonjy da handeha amè fahazavan'izany tanà zany.") \v 25 Tsy hidy gne vavahadin,izany mandritry gn'andro, ary tsy hisy ariva agny.