tkg_rev_text_reg/21/09.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 9 Nagnato enahy gne raiky tamy gn'anjaly fito, gne raiky izay nana gne lasety fito feno gne loza fito farany, ary hoy izy hoe: "Avy ety. Ho ambodaky anao gne ampekary, vadin'gne Zanok'ondry." \v 10 Avy eo dia netiny tamè Fagnaha tagny amè vohitry abo iaho ary nambarany enahy gne Jerosalema tanà masina midigny avy agny an-dagnitry avy amin'Andriamanitra.