\v 13 Amizany ora izany da hisy horohontany mafy, ary idodosy gne ampahafolon'gne tanĂ . Fito arivo gn'olo ho faty amy gne horahorontany, ary ho raiki-tahotry gn'olo sisa tsy maty ary hagnome voninahitry an'Andriamanitra gne lagnitry. \v 14 Lasa gne loza faharoy. Igny! Avy tampoky gne loza fahattelo.