\v 3 Gn'anjely faharoy nandraraky gne tao ame lasetiny tamy gne ranomasy. Lasa rà izany, akoy gne ràn'olo maty, ary maty agnaby gne rahà managnay tao andranomasy.