\v 3 Nizaka fagnindroany indreo hoe: "Aleloia! Gne setroky da miakatry avy aminazy mandrakizay doria." \v 4 Gne loholo efatry amby roapolo sy sy gne zava-managnay efatra da handohaliky ary nanompo an' Andriamanitry izay midoboky teo ame seza fiandrana. Hoy indreo: " Amena. Aleloia!"