\v 5 Da nisy feo nivôky avy tao amè seza fiandrana, nagnano hoe: " Derao Andriamanitsika, enareo aby mpanompony, ianareo izay matahotra Azy, na gne tsy manan-daja na gne mahery."