\v 5 Nome vava izay afaky mizaka firahareha sy fizakan-dratsin'gne bibi-dihy. Nome alala izy mba hampihatra mandritrin'gn'efatra ambi-efapolo vola. \v 6 Ary namoa gne vavany hizaka ratsy an'Andriamanitra gne bibi-dihy: nizaka ratsy gn'agnaran, gne toera izay hioetrahany ary gne izay mipetraky ao an-dagnitry.