\v 5 Niteraky zaza lelahy izy, izay hanapaky firenena agnaby miaraky amy gne tehim-by. Gne zanany da nalay an-kery ho agny amin'Andriamanitra sy ho eo amy gne seza fiandriana,\v 6 ary gne viavy da nandea nilefa agny agn'efitry, izay nisy toera efa nomanin'Andriamanitra ho anazy, ka da ho vokarakara mandritry gne 1260 andro izy.