\v 6 Gn'anjely fito izay nana gne trompetra fito da nioma hitsotry enizany. \v 7 Nitsotry gne trompetrany gn'anjely volohany, ary nisy havandra sy afo mifangaro rĂ . Natakiny tety an-tany izany mba ho may gne ampahatelon'izany, may gn'ampahatelon'e hazo, ary may agnaby gne ahi-metso. (Fagnamariha: Gne sasany amy gne dika-zaka taloha da mangala gne hoe:"mba ho may gne ampahatelon'izay.")