\v 13 Avy eo raiky tamy gne loholo nagnontany enahy hoe:" Ia gne, magnano akanjolava fotsy, ary avy aia indreo?" \v 14 Hoy iaho taminazy:"Tompoko, Enao mahafantatry," ary hoy izy taminahy:" Io gne hijotsoako avy amy gne Fahoria Zakabe. Nosasandreo gn'akanjolavany ary nofotsia tamy gne ràn,e Zanak'ondry.