auto save
This commit is contained in:
parent
14bed65175
commit
fd8c585c91
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona fito ao Efesosy hoe: " Itoa gne zaka avy amin'ilay raiky izay mitagna gne kitagny fito ame tagnany ankavana ary mandeha eo ame fagnamboaran-jiro volamena fito, "Fantako izay efa nanìnao sy gne asa mafinao ary gne fiaretananao elabe. Fatako fa tsy afaky handefitry ame olon-dratsy ianao. Fatako fa notsapainao indreo izay mizaka anazy ho apostoly, nefa tsy izy, ary hitanao indr
|
||||
Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona fito ao Efesosy hoe: " Itoa gne zaka avy amin'ilay raiky izay mitagna gne kitagny fito ame tagnany ankavana ary mandeha eo ame fagnamboaran-jiro volamena fito, "Fantako izay efa nanìnao sy gne asa mafinao ary gne fiaretananao elabe. Fatako fa tsy afaky handefitry ame olon-dratsy ianao. Fatako fa notsapainao indreo izay mizaka anazy ho apostoly, nefa tsy izy, ary hitanao indreo fasandoky.
|
Loading…
Reference in New Issue