auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-10 04:21:11 -05:00 committed by root
parent a53f29bb31
commit f93ba545f3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne isan'gne miaramila nitikitry sôvaly da 200,000,000. Nahare gne isa ioiaho. Akô izany gne fomba nahitako ireo sôvaly tao ame fahitako sy ireo izay nimpitiky teo amin'izy ireo: Ireo fiarovan-tratrandreo da mirehitry Mena, manga antitry ary lafo vidy ary solifara mavo. Nitovy tame lohan'gne liogny gne lohan'ireo sôvaly, ary gne nivôky avy t
Gne isan'gne miaramila nitikitry sôvaly da 200,000,000. Nahare gne isa ioiaho. Akô izany gne fomba nahitako ireo sôvaly tao ame fahitako sy ireo izay nimpitiky teo amin'izy ireo: Ireo fiarovan-tratrandreo da mirehitry Mena, manga antitry ary lafo vidy ary solifara mavo. Nitovy tame lohan'gne liogny gne lohan'ireo sôvaly, ary gne nivôky avy tambavandreo da afo, setroky, ary solifara.